4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ilay fijerinao - Lalao Rabeson

Volana an'ivon'ny alina
Taratra mambabo fanahy
Mitahiry hery miafina
Ny fijerinao, asa lahy

Tiako ianao, eny tiako doria
Tiako ianao eny tiako satria
Raha mandao ahy izao hita izao
Tokiko ny fijerinao

Partager ilay fijerinao

Commenter ilay fijerinao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalao Rabeson

Suite