4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Teny tokana - Tif à Tif

Tany ho any ianao, hadino ’zao fiainana izao

Hadinonao ’lay teninao hoe "hifampitantana" n’aiza aleha

N’aiza n’aiza hisy ahy dia ho eo ianao, eto amin’izao tontolo izao

Tany ho any ianao, nangidy ’zao fiainana izao

Ianao tsy nanambara mialoha, ka nitomany anao tao am-po

Nivezivezy very anjara teny aho, te hitampify anilanao



Tonga ny andro ilazako anao

Andro iray vaovao, voatokana ho anao

Ilazako izay tsiambaratelo, alahelo izay nandindona hatrizay



Tamin’iny ’zaho mbola tsy niteny, tamin’iny ’zaho tsy mba sahy namaly (an, an)

Ka noheverinao angamba ireny ho vazivazy, sanatria

Tamin’iny ’zaho mbola tsy niteny, miverena ianao fa manirery aho aty

Ts’isy fomba iray mba ilazako fa efa tafaroboka aho



Tany ho any ianao.....



Tonga ny andro ilazako anao

Sendra rahona aho, zatra anilanao

Nifandimby teo ireo fahoriana, fijaliana nampitanondrika indray



Tamin’iny....



Tany ho any...(2)

Partager teny tokana

Commenter teny tokana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tif à Tif