4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Toa fandalovana - Tif à Tif



Réf:  Mifalifalia e!Miravoravoa!

       Fa ny tany fandalovana

       Mifalifalia e!Miravoravoa!

       Na dia betsaka aza ny olana



       Ny adin-tsaina toa be dia be

       Na aiza na aiza misy anao iny e!

       Mba jereo ireo manodidina e!

       Fa mitanondrika na kely na lehibe



       Tsy maintsy misy foana ny olana e!

       Na tanora na lehibe

       Ny fotoana mihazakazaka e!

       Satria ny tany anie ka fandalovana e!



       Réf: Mifalifalia e!...



       Ny fahazazana fandalovana e!

       Ny hatanorana koa avy eo

       Ny any aoriana izay tsy fantatra e!

       Dia mbola manontany tena aho re!



       Fa ny ampitso ho hita eo ihany

       Ny androany aloha mampitomany

       Fitiavana na fiainan-tsarotra e!

       Izay tsy manam-pahataperana e!



       Réf: Mifalifalia e!...





      

Partager toa fandalovana

Commenter toa fandalovana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tif à Tif