4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako ianao - Tif à Tif

Ref :

Fa ny ao am-poko hilaza hoe

Tiako ianao

Fa ianao tsy hanambara hoe

Ianao tia ahy

Fa ianao tsy hanambara na hitantara

Izay tena ao am-ponao

Fa ny ao am-poko hilaza hoe

Tiako ianao



F’ianao dia tsy afaka hanambara

Na koa mba hitantara ny fitiavanao

Izy koa dia tsy handefitra

Na koa hilefitra satria izy no taloha

Ianao dia tsy nampahalala

Raha tsy taty aoriana hoe manana olo-tiana



Ref:



Izy aloha dia tsy handefitra

F’izay tonga aloha no tompo-toerana

F’izaho kosa dia leo ahy ny fitia

Nangasihasy tia ivelan’ny fitia

Izaho aty efa latsaka fitia

Ka miandriandry izay!

Mba ampy ny fitia



Manampetra anefa no niandrasako anao

Tsy voafetra kosa ny fitiavako anao

Any aoriana anie

Ny olo-be dia be

Ka mbola hifankahita

Na ho hatrany am-paradisa



Ref:

Partager tiako ianao

Commenter tiako ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tif à Tif