4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tomany ny androany - Tif à Tif

(Tsaroako foana ianao)



Nahita anao teo, (ou,ou...) nahita dia nanontany hoe:

"tiako ianao dia azo atao ve?" f’ianao tsy namaly (ou,ou..)

Hitako ianao teo, efa nanantena aho fa hoe

tambitamby dia sasa-niandry, f’ianao tsy nijery



Oh oh... (nanantena anao teo)

Hay tomany, tomany zay aloha ny androany

Oh oh...

Nanantena fandresena hay zay aloha ny androany



Ampitso indray ve? (ou, ou..) avelanao mba hiteny hoe:

"tiako ianao dia azo atao mba mila valin-teny" (ou, ou...)

Zay fotoana izay, toa hampitomany indray

tsy tafandry, tsindrmandry f’ianao tsy hamaly



Oh oh............



Sarobidy loatra ho ahy sy ho anao izao fotoana izao

Tatara iray tsy hay fafana, hadinoina any aoriana any

(Tsaroako foana ianao)



Hay tomany, tomany zay aloha ny androany(mh mh...)

Oh oh...



Hangina tsy hiteny intsony (androany e!)

Omeko anao Ray ambony (ambony any)

Ny ho aviko ampitso sy mandrakizay mba

ho fitiavako izy ratrizay!

Partager tomany ny androany

Commenter tomany ny androany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tif à Tif