4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Diavolam-pararano - Amboarampeo Faravohitra

Nisava ihany izao ilay raho-mitatao

Ny lanitra efa manga ka tena soa fitranga

Ny diavolampararano madio manganohano

Ny haizina misava fa tonga ny mazava

Ny alina mandao fa menatra sy lao

Ny fifaliana ihany no sisa tsy ho lany



Ny sento izay mitony tsy fantatra intsony

Ny alahelo foana tsy hisy hotsaroana

Hanjary paradisa ny fiainantsika sisa

Partager diavolam-pararano

Commenter diavolam-pararano

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboarampeo Faravohitra