4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Gadran'ny fitia - Tif a tif

Réf: Natao ho an’iza ianao e
Natao ho an’iza
Natao ho an’iza ianao e
Tiako ianao,tiako ianao
Namilafila ianao dia
Namilafila
Namilafila ianao dia
Tiako ianao,tiako ianao
Na na na na
Hatramin’izao
Na na na na

Nataoko izay mety ho tianao(jewn)
Izay tianao tianao(jewn)
Fa ianao anie mandrora impiry dia

Impiry impiry tiako ianao(jewn)
Impiry hoy ianao(jewn)
Fa izaho anie voaompa impiry dia

Firy taona no tia anao(ou ou ou ou)
Fa very anjara hatramin’izao(ou ou ou ou)
Raha maty aho ve ho tianao(ou ou ou ou)
Natao ho an’iza ianao,ianao re

Réf: Natao ho an’iza ianao e...

Partager gadran'ny fitia

Commenter gadran'ny fitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tif a tif