4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira ô ry zandry kely - RAKOTO

Ô RY ZANDRY KELY



Ô ry zandry kely, mba henoy ihany ‘ty resaka manodidina

F’aza de be marenina tsy izany re no fanekena

Aza akipy mihitsy io masonao feno loko eran-tany

Mety hifandaka, atambaro ho tsara jerena

Mba tantano fôna ty fiainanao f’izao no aza adino

Raha azo atao raisonao ho harena



O o o o ô ry zandry (4)

Ny zokinao mila anao ô ry zandry!

Ny zokinao mila anao, fa fa fa fa fa fa fa fa fa an an an!!!



Ô ry zandry kely, mieritrereta ihany, fa raha badolahy

Dia manjary olona mora ambakaina

Tanora ihany, anie ianao ka manaova zavatra

Natokana ho “fanantenan’ny firenena”



O o o o ô ry zandry (4)



Manaiky zahay fa mety ho diso indraindray

Ny rariny dia mety tsy ho takatry ny olona anankiray

Mifanakalo hevitra no mampandroso zalahy

fa fa fa fa fa fa fa fa fa an an an!!!



O o o o ô ry zandry (8)

Partager ô ry zandry kely

Commenter ô ry zandry kely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAKOTO