4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza miala - FELANIARY

Aza miala, tsisy an-kiala eo
Hotsenaintsika hira izay mitranga eo
Aza miala, tsisy an-kiala eo
Ndao hihira, handihy, hampiara-peo

Izaho te-hizara hafanana
Hiara-hilanonana hiara-hikorana
Te hiaraka aminao hiadaladala
Izay mibedy anao any, izaho tsy te-hahalala

Minitra vitsy no angatahiko
Izay fotona fohy io ve dia tsy foinao
Fa na ny fo, ny saiko, ny fanahiko
Ho eny aminao foana ka izao no hatao

Hiara-hilanonana ny aty, hikorana sy handihy
N’iza n’iza hibedy antsika
Aza miala eo

Aza miala, tsisy an-kiala eo
Hotsenaintsika hira izay mitranga eo
Aza miala, tsisy an-kiala eo
Ndao hihira, handihy, hampiara-peo

Minitra vitsy no angatahiko
Izay fotona fohy io ve dia tsy foinao
Fa na ny fo, ny saiko, ny fanahiko
Ho eny aminao foana ka izao no hatao

Hiara-hilanonana ny aty, hikorana sy handihy
N’iza n’iza hibedy antsika
Aza miala eo

Aza miala, tsisy an-kiala eo
Hotsenaintsika hira izay mitranga eo
Aza miala, tsisy an-kiala eo
Ndao hihira, handihy, hampiara-peo

Partager aza miala

Commenter aza miala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FELANIARY