4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ireny hirantsika ireny - GABHY

Ireny hira, ireny hirantsinka ireny
Dia tsarovy, tsarovy fa miteny
Miteny sy mibitsika ao anaty, ao anaty
Vetsom-po, vetsom-po tsy mety maty

Ireny hira henonao na hariva na maraina
Dia tsy hirahira foana handaniana ny fotoana
Fa fanahy mitondra aina, sy mandrotsy koa ny saina
Ka mamelona ao anaty vetsom-po tsy mety maty

Ireny hira ireny hirantsika ireny
Ka kaloina, kaloina ombieny ombieny
Ombieny dia mametraka tantara'ny tantara
Ho an'ny zanaka, ho an'ny zanaka amam-para

Partager ireny hirantsika ireny

Commenter ireny hirantsika ireny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GABHY