4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nafoiko noho ianao - Gabhy

Ary izao, izao rehetra izao

Dia nafoiko, nafoiko noho ianao

Ianao, ianao, ianao irery ihany

Ianao no iray, iray eto an-tany

Ary izao, izao tontolo izao

Nilaozako avokoa, nafoiko noho ianao



Ny rendrarendran-tany dia tsy nahoako akory

Nafoiko noho ianao

Ireo aminy rehetra nilaozako avokoa

Nafoiko noho ianao

Fa tena manadala ny rentirenty any

Nafoiko noho ianao

Dia nafoiko noho ianao

Partager nafoiko noho ianao

Commenter nafoiko noho ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Gabhy