4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsaho - Hantatiana





Fa nahoana re no hainao

Ny manao zao tsaho rehetra izao

Fa ny tsara tsy mba vitanao

Ny mampita azy ho ren’izao tontolo izao



Ny mpitondra sy Mpanohitra

Mifanaratsy tsy mba sasatra

Zany ve no hafatra

Mba ho raisin’ny taranaka



Raha ny lela no toy ny afo

Ka tsy misy mahafolaka

Zavadratsy tsy hana-pijanonana

Feno ody maha faty koa



Ny mpivavaka aza moa

Mampita resaka tsy mahasoa

Zany ve no hafatra

Mba ho raisin’ny taranaka



K’andeha ny lelako

Mba tena arovako amin’ny ratsy fa mba

Ho fiasana soa hitory teny soa

Ny marina ihany koa

Partager tsaho

Commenter tsaho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hantatiana

Suite