4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mpanakanto - Hantatiana

Ho anao izay manolontena hanao fiderana

Ity hirako ity natao tam-pitia

natafinao Fiderana ireo fanahy

Zay reraka hany ka nahazo aim-panahy



Ref.:Olona maro ampandriana lazoin’ny aretina

      No voavanginao

      Teny mahery velona nasianao feony

      No natolotrao



Ka ho tahiana tokoa anie ianao

Ny Tompo no hamaly anao

Tohizo hatrany izao dianao izao

Fa izy homba anao



Nefa raha azo toa ka ianao no maba sendra ady

Mba zovy no hihira ho anao

Toy izay nataonao

Ny Ray no haniraka anjely izay hampahery

Hitory fiadanana hampitraka anao

Partager mpanakanto

Commenter mpanakanto

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hantatiana

Suite