4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Salamo 73 - Hantatiana

Nahoana no toa miadana

Ny mpirehareha, ny ratsy fanahy

Toa tsy azom-pahoriana

Ka saiky lavo aho nialona

Toa tsy misy fanaintainana

Amin’ny fahafatesany

Ary fatratra ny heriny

Izany no ireharehavany

Nahoana... nialona

Raha lotika ny fo

Ka voatsindrona

Izany voako

Dia tena adala aho

Fa izaho ho eo anatrehanao

Nahoana... nialona



Andriamanitra o, tsaroako

Ny fihazonanao izany tanako

Ary tsy misy ety ambonin’ny tany

Iriko tahaka anao

Na dia levona aza

Ny nofoko ary ny foko

Dia mbola vatolampin’ny foko

Sy anjarako ianao

Andriamanitra o,....tahaka anao

Partager salamo 73

Commenter salamo 73

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hantatiana

Suite