Réf: Natao ho an’iza ianao e
Natao ho an’iza
Natao ho an’iza ianao e
Tiako ianao,tiako ianao
Namilafila ianao dia
Namilafila
Namilafila ianao dia
Tiako ianao,tiako ianao
Na na na na
Hatramin’izao
Na na na na
Nataoko izay mety ho tianao(jewn)
Izay tianao tianao(jewn)
Fa ianao anie mandrora impiry dia
Impiry impiry tiako ianao(jewn)
Impiry hoy ianao(jewn)
Fa izaho anie voaompa impiry dia
Firy taona no tia anao(ou ou ou ou)
Fa very anjara hatramin’izao(ou ou ou ou)
Raha maty aho ve ho tianao(ou ou ou ou)
Natao ho an’iza ianao,ianao re
Réf: Natao ho an’iza ianao e...