4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fihavanana malagasy - Feo Gasy



Vero notaigenam-pody aho ry namako o

Tsy folaka fa mandefitra ry akamako o

Ny marina tsy mba maty re rahavako o

Fitia tena varo maty no afafiko



E! mba mifankatiava

E! mba miraisa-hina

Ny maty aza mba te-ho maro

Fitiavana ihany izany ka fantaro



NY mifidifidy tavan’olona fadio

Fihavanana malagasy no kajio

Aleo halan’olon-tokana tsy miafa

Toy izay halan’olo-maro vao vaka.

Partager fihavanana malagasy

Commenter fihavanana malagasy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feo Gasy

Suite