4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ravaly - Feo Gasy

O ravaly

Mahaiza mamindra Ravaly

F’hafa anie(2*)

Fa hafa ny anio  sy ny omaly

Jerenareo

Ny lalan-kaleha ry velona eto ô

Satria ‘sika anie tsy maintsy handeha

Satria manam-petra



Jerenareo

Ny lalan-kaleha ry velona eto ô

Satria ‘sika anie tsy maintsy handeha

Satria manam-petra



O ravaly

Mahaiza mamindra Ravaly

F’hafa anie(2*)

Fa hafa ny anio  sy ny omaly

Jerenareo

Ny lalan-kaleha ry velona eto ô

Satria ‘sika anie tsy maintsy handeha

Satria manam-petra



Jerenareo

Ny lalan-kaleha ry velona eto ô

Satria ‘sika anie tsy maintsy handeha

Satria manam-petra



‘ty tany ity dia tany mavomavo

Ilevenana raha maty

Ry lanitra iry dia lanitra manga

Hodiana rahatr’izay

‘ty tany ity dia tany mavomavo

Ilevenana raha maty

Ry lanitra iry dia lanitra manga

Hodiana rahatr’izay





Ny ady maraina Ravaly éé

Atovy tsara ry valy

Ny ady hariva Ravaly ô

Ataovy tsara maraina ô





‘ty tany ity dia tany mavomavo

Ilevenana raha maty

Ry lanitra iry dia lanitra manga

Hodiana rahatr’izay

‘ty tany ity dia tany mavomavo

Ilevenana raha maty

Ry lanitra iry dia lanitra manga

Hodiana rahatr’izay





Ny ady maraina Ravaly éé

Atovy tsara ry valy

Ny ady hariva Ravaly ô

Ataovy tsara maraina ô





‘ty tany ity dia tany mavomavo

Ilevenana raha maty

Ry lanitra iry dia lanitra manga

Hodiana rahatr’izay

‘ty tany ity dia tany mavomavo

Ilevenana raha maty

Ry lanitra iry dia lanitra manga

Hodiana rahatr’izay





Ny ady maraina Ravaly éé

Atovy tsara ry valy

Ny ady hariva Ravaly ô

Ataovy tsara maraina ô


Partager ravaly

Commenter ravaly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feo Gasy

Suite