4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aleo ho tohizanay (lola - Lahy)

Ho anao irery, tsy an-tery

F’efa ela no nifoha

Ny safidin’ny fo

Ho tia anao, iray ihany isika

Na dia tsy mistovy

Na tomany na tsiky

Samy efa nandramantsika

Hatrizay, hatramin’izao



ref:

Fa rehefa tia dia aleo ho tohizana mandrakizay

Mandrakizay ny fifankatiavanay

Dia ho tanteraka ny toky izay nifanaovana

Hifankatia tsy hifankalao, "ianao sy izaho"



Raha ny mosika, sy ianao

Dia afaka miara-dia

Fanafody ny fitia anilanao

Ianao ihany

No tiako hitoetra

Amin’ny androko rehetra

Mitovy tempo ny fontsika

Mba ho izay "ianao sy izaho"

Partager aleo ho tohizanay (lola

Commenter aleo ho tohizanay (lola

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lahy)

Suite