4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Soa fa nisy anao (lola - Lahy)

Tsy manan-kambo intsony fa lasanao ny fo

Latsaka lalina, ianao no andrandraina (hanarina)*2

Zay sitrakao noezahina natao

Babonao aho, matahotra (ny hilaozanao)*2

     Ireo ditra fanaoko taloha

     Dia efa nafoiko avokoa.

                  Réf:Soa fa nisy anao

                        Nanova ny fainako e! Marina e!

                        Raha tsy teo ianao

                        Asa izay niafarana

                        Fa dia nigagana

Raha tsy hilaza afa tsy ny toaka

Migoka isan’andro eo imasom-bahoaka

Aoka izay(2)

Mamoafady ny fitiavam-behivavy

Be ny mitaraina satria nambakaina hoe (tiako be)*2

     Tafiditra anatin’ny aizimpito

      Ianao no hanazava mba nanilo

Partager soa fa nisy anao (lola

Commenter soa fa nisy anao (lola

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lahy)

Suite