4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nadety (lola - Lahy)



Niady sy niankany iahay mivady

Lasha izy ’sy hitako ny tany nombany

’Sishy raha manzary nataoko

f’izy avao no an-dohako ao

Miasha shaina, mieritreritra anazy

Ny torimaso ’sy hitako, raha voasazy

Mafy loatra ny mahazo anahy

Lany fagnahy, mipodiana angahy



Fiverena : (4)

   Nenga aiza Nadety e

   Iaho zany da manina anazy e



Ataoko ahoana zalahy ny fiainako zany

’Sishy andro miratry fa vonton-tomany

Anao raika avao no fagnafody

Mba ’sarovy, asika hody

Ndre maro ny viavy mandalo ô

Ny fitiavako anao ’sy atakalo ô

Ndre maro ny ’sara bika

Ny voadin’sika efa vita



Ny anahy ’sy foiko ô

Ny anahy ’sy ariako ô

Fa nifidiko, mandra-maty ny faniriako ô



fiverenana: (3)



Nenga aiza hoa viavy Nadety e

Iaho toa da manina anazy

Nenga aiza anao, mafiraigna iaho toa Nadety e

Mipodiana, mipodiana, mipodiana angahy e



fiverenana: (mandrapaha-tapitra)

Partager nadety (lola

Commenter nadety (lola

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lahy)

Suite