4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dieny izao (lola - Lahy)

Mandehana dieny mbola malaina

Tsarovy foana Andriamanitra

Matetika mantsy raha metimety ny atao

Adinodinonao

Voafitaka koa indraindray

Vao hoe fahaizanao

Ireny fahombiazana amin'ny fiainana



Ref:

Diso ianao, raha mihevitra

Fa noho ny herinao ny fahombiazana

Aza miandry kapoka, tojo ny mafy sy sarotra

Vao hidododo, hiantsoantso ny Anarany

Dieny izao ankino aminy ny fiainanao

Fa Izy Ilay mandrakizay

Mendrika antsoinao hoe "Ray Andriamanitra".



Fahasoavana mandrakizay

Ny manaradia ny Ray

Tsy misy ahiana ny ety an-tany

Indrindra ny any an-koatra any

Raha nantsoiko ianao

Fanavotana Ahy

Satria dia miery ny fahaverezana



Diso ianao ...



Tena paradisa ny eo ampelatanany

Tsy hatahotra aho manana azy

...



Diso ianao ...

Partager dieny izao (lola

Commenter dieny izao (lola

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lahy)

Suite