4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Modia am zay - IARY

ref:Andeha ianao hanalavitra ahy
sarotra ny tsy ahatsiahy lay endrikao
ampamiratra ilay ho avy antenaina
ny antony andehananao,miandry eto aho
Raha ho any ianao d aza adino aho
lay tena tia sasa-miandry anao
tsy manadino,tsy mba mahafoy anao
lay masoandro iny dify iny izao
hafarako hiventso anao
ilay fitia zay tsy lefy ao am poko ao
ref
reo fotoana mamiko iriako hiverina eto indray
fa tiako,mamiko ilay eo anilanao
o volana o o tomara aty
vetsoy eo am poto-tsofiny
tongava malaky hoe fa sasa miandry aho aty,yeah
ref
oroka,tambitamby zay nahazatra ahy
nibahana ty foko ty
modia am zay

Partager modia am zay

Commenter modia am zay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe IARY

Suite