Hirahira kalokalo arahin-java-maneno
No atolotro anareo ry mpanatrika sy mpihaino
Tao feo garagara izy izany
Atao ahoana nefa moa,mihezaka hatrany
Ialana tsiny be dia be raha toa ka tsy revenareo
f'izany ihany no ady eo
Midoboka ny amponga , mitrena ny gitara
Tsaratsara angamba raha ampianay farara ôô
Izany ilay farara , izany ilay gitara , izany no ady eo
Izany , izany no ady eo (4)
Ka asa raha ho tianareo na ho tsy tianareo
F'izany ihany no ady eo ...