4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zovy - Feo Gasy

tandremo razoky e

tandremo razandry a

efa hirotsaka ireo mpiambina ka zovy e e e!



lalana marina no andehanana ka zovy e e e!

efa hirotsaka ireo mpiambina k’ilaozy an an an!



Evero re ie ny heviny

efa voadidy ka tsy azo lavina ireo teniny



Efa zavatra loza be io koa andrasana

sao dia voavelin’ny matraka vao hoe lasana



Ry fasana o, ry fasana

efa voadidin’ny ao ambony ianao

ka ho andrasana



Raha sendra mandeha any ambanivohitra ary nareo o

efa misy polisy miandry vohitra ny tanana any a

raha sendra mandeha any ambanivohitra ary nareo o

efa misy polisy miandry vohitra ry zareo any an

Partager zovy

Commenter zovy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feo Gasy

Suite