4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ifonako - Vola sy Noro

Mamelà ny hadisoako

Raha mbola tia ahy ianao

Ifonako



Indray andro tsy ahitako anao

Moa va tsy ny ela be

Maika mantsy toy izao

Hadisoako ve?



Takona ny masoandro

Raha tsy eo anilanao

Ifonako

(interlude)



Ifonako



Raiso re ny tanako

Ho toky tànanao

Raiso ny fitiavako

Tsy miova hatrizay



(miakatra 1ton)

Takona ny masoandro

Raha tsy eo anilanao

Ifonako



(miakatra 1/2ton)

Ifonako



(miakatra 1ton)

Ifonako (2 fois)

Raha tsy eo anilanao

Partager ifonako

Commenter ifonako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vola sy Noro