4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsapako - Vola sy Noro



Tsapako ato am-poko

Tsapako misoko

Teny mieloelo

Tsiambaratelo

Atokako ho anao



Ny eritreritro anefa toa mamaly

Leon’ ny andro omaly feno jaly

Mikosoka ny vita



Mangovitra ny molotro

Manolatra fitia ny ato am-poko



Efa very ny andro lasa

Tsy ho tsaroana

Ho hadinoina

Lalan-kafa vaovao

No tiako iarahana aminao



Tsapako ato am-poko...

Partager tsapako

Commenter tsapako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vola sy Noro