4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dina - Vola sy Noro

Manirery malahelo, lasa vetsovetso

Manimanina havan-tiana ka misento

Voady ho doria, fo mifankatia tsaroana

Tafasaraka, tsy mety very dia, manoina é



(refrain)



Tsy manadino n’aiza n’aiza, tsy mba manadino

Tsy miova ny fitia nekena ho doria

Ampy ho ahy mangina, fanantenako mandrakizay

Ireo dinantsika, ireo fitiavana hatrizay



(modulation 1/2 ton)



Vavaka atao raha toa malahelo ianao

Ny vatako ihany anie no lavitra anao

Ho fahatsiarovana, ity ny hirako kaloina

Ny eritreritro, ny fitiavako manoina é



(refrain) Tsy manadino .......

Partager dina

Commenter dina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vola sy Noro