4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fa niova ianao - Vola sy Noro

Fa niova ianao, tsy tahak’izao

Taloha teny soa, teny mamy no nataonao

Nefa izao, toa fahavalonao

O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao



Fiverenana : Lany ve sa efa ritra ny fitia ?

                   Maty ve irony dina natao ho doria

                   Tsy tsara ve raha toa ka veloma no hatao

                   Toy izay hijaly tsy misy fitia tahaka izao



Ny fiainako natokako ho anao

Ny fitiavako efa nomeko ho anao

Fa niova ianao, tsy tahak’izao

O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao



Fiverenana, ........

Partager fa niova ianao

Commenter fa niova ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vola sy Noro