4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampitoviana - TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Moa ve ho feno ny hafaliako Raha tojo izay irian'ny fo

Kanefa misy namana feno fahoriana tsy mba manana andro mihiratra

Inona no anton'ny fisiako sy ianao raha tsy hifanasoa

Ka na amin'ny fifaliana, na amin'ny fahoriana dia ny Tompo no hitantana



Ô ry Tompo, ô ry Tompo, ô tahio izahay fa hifanasoa

Ô ambino, ô ampio fa hijoro ho mpianatrao



Amiko ny tena faniriako raha mbola azoko atao moa

Dia tsy amihina ny soa, na ho tia tena ko fa Jesoa no tahafiko

Ny ahy koa ny fiadanan'ny saiko, dia ny soa ho an'ny hafa koa

Ka hisy fitoviana dia hifampitantana ka tsy hisy ankanavaka



Ô ry Tompo.....



Mino aho fa hohenohina ny hetahetanao .

Ô ry mponina maneran-tany, mielina ity fiainana ity

Andeha re hifanasoa, eo an-tratran'i Jesoa

Dia ho to ilay fiadanam-po ..

Partager ampitoviana

Commenter ampitoviana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Suite