4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lehibe ny tomponay - TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Lehibe ny Tomponay ka ankalazainay

Fiderana mandrakizay no indro asandratray



Ny lanitra seza fiandriananao

Ny tany koa toeran-tongotrao

Zay mampiseho fa Lehibe Ianao

Manaiky Anao zao rehetra izao



Derainay mandrakizay Ny Anaranao ry Jehovah ô

Maminay indrindra ny midera Anao

Asandratray ho Anao Zao fiderana izao



Raiso ankasitraho fa avy amin’ny fonay

Fiderana avy ao am-po

Natokana ho Anao tokoa

Maharitra mandrakizay ny fideran’Anao

Fa Lehibe Ianao

Partager lehibe ny tomponay

Commenter lehibe ny tomponay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Suite