4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tompo o, mihainoa anay - TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Ry Tompo ô, ry Tompo ô mba mihainoa anay

Na dia mpanota aza re dia aza lavinao



Ry Tompo ô, ry Tompo ô mba mihainoa anay

Mpanota re, tsy mendrika ny atao hoe zanakao

Fa ny ota izay tsy sitrakao no nankafizinay

Ka nampihataka anay tamin'ny lalanao



Mamindra fo aminay, ka vonoy ny helokay

Fa mijaly sy ory izahay mpanomponao

Noho ny fahotanay

Aza ela ry Tompo, avia faingana Ianao

Ka vahao ny gadra izay mamatotra anay

Fa mampahory anay



Avia re ry Tompo ô vonjeo ny zanakao

Aza avela hangahiahy fa Ianao no mpiahy

Partager tompo o, mihainoa anay

Commenter tompo o, mihainoa anay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Suite