4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fifaliana - TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Misy hafaliana iray manova fiainana sady maharitra

Izay fifaliana izay no mampitraka ahy ho miramirana

Tsy mifidy izay fotoana isehoana izy sady tsy manavakavaka

Raha midera ianao dia indro mitoetra izy, izay ilay fifaliana miavaka



Jesoa, ilay fifaliana mahatretrika, mitondra aina vao

Tsy mba malaina koa na mitolefika izay mifaly Aminao

Fa mihoatra lavitra sy tena lafatra raha miova fo ianao

Ny ao an-danitra izay efa santatra miara-paly izao!!

Partager fifaliana

Commenter fifaliana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Suite