4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hira ho anao - TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Hira no asandratray ho Anao 'lay mpanjakanay

Hira no asandratray ho Anao ry Andriamanitray

Hira no asandratray ho Anao ry Jesoa zokinay

Hira no asandratray ho Anao f'Ianao no Tomponay



Koa andeha hiaraka aminay ianao hidera ilay tsitoha

Ilay Andriamanitra mahery, 'lay Tompo tia mpamindra fo

Gloria haleloia no asandrato indray

Ka torio fa Jesoa mpanavotra tokoa



Ka torio Jesoa mpanavotra tokoa



Hira hosana no asandratray ry Ray

Hira hosana ry ilay mpanjakanay

Hira hosana no asandratray ho Anao

Hira vokatry ny fo ho Anao ry ilay Tomponay

Partager hira ho anao

Commenter hira ho anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Suite