4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lozako raha tsy mitory - TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Tsy haiko tantaraina Tompo ô ny herinao

Ny fasana dia resy, ny heloko hafakao

Inty aho iraho hitory ny vaovao mahafaly

Mba handray ny famonjena ireo mahantra sy mijaly



Fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho

Ka ny feoko no hasandratro hidera an'Andriamanitra

Fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho

Ka ny tononkira hanambara ny asan'Andriamanitra



Izay talenta ananako avy taminao ry Tompo

Moa tsy hampiasaiko hoentiko hanoro koa

Hampahery ireo rahalahy voagejam-pahotàna

Hitory teny an-kira hamaha ny gadran'ny satàna


Partager lozako raha tsy mitory

Commenter lozako raha tsy mitory

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA

Suite