4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andeha hidera - Antsan'i Fenomanana





1- Andeha isika hidera an’Andriamanitra

Amin’ny fontsika miaraka amin’ny aponga ô.

Tolory voninahitra Izy Tompo

Tafapetraka eo anilan’ny Ray mandrakizay ô

Mandrakizay.



2- Torio, torio amin-kira

Akaro, akaro amin’ny Antsa

Ny soa lehibe izay nataony

Fony Izy mbola teto an-tany



3- Redony ny hira ho fiderana ô

Isaory ilay Ray tia antsika

Nandefa ilay Zanany, izay tonga hanonjy antsika

Nanasa antsika tamin’ny Ràny,

Mba hadio mandrakizay.





Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

Partager andeha hidera

Commenter andeha hidera

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'i Fenomanana