4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miantso anao - Antsan'i Fenomanana



REF:   Andriamanitra ô, miantso Anao izahay

Fa te hihaona sy hivavaka Aminao.



1- Mba henoy ry Tompo ô,

Mba ekeo ny antsonay,

Miangavy, mitalaho izahay

Mba henoy ny antsonay ry Tompo



2- Mba ekeo ry Tompo ô,

Mba ekeo ny vavakay,

Miangavy, mitalaho izahay

Mba ekeo ny vavakay ry Tompo.



3- O! mba raiso ry Tompo ô,

O! mba raiso ny tolotray

Miangavy, mitalaho izahay

Raiso re ny tolotray ry Tompo.





Mba henoy e,  mba ekeo,

O! mba raiso ny antsonay

Mba henoy e, mba ekeo re,

O! mba raiso ny vavakay

Mba henoy e, mba ekeo,

O! mba raiso ny tolotray

Mba henoy, mba ekeo re,

O! mba raiso ry Tompo.



Mba henoy e, mba ekeo,

O! mba raiso ny tolotray

Mba henoy, mba ekeo re,

O! mba raiso ry Tompo.





Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

Partager miantso anao

Commenter miantso anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'i Fenomanana