4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy afeniko - Antsan'i Fenomanana

TSY AFENIKO



REF: Ray ô tsy afeniko

Tsy hiseho imasonao

Ny fahalotoako.

Ianao no hany tokana

Hery hianteherako

Hanafaka ahy tokoa.





1- Reny lala-nosoritanao ho ahy

Toa nioniako tsy natao an-tsaina akory

Fa naleoko nisafidy ny tsy fantatro

Izay nitondra ahy amin’ny haizina.





2- Reny anatra napetrakao ho ahy

Toa niniako tsy natao an-tsaina akory

Fa naleoko dia nihaino ny tsy marina

Izay nisarika hanalavitra Anao.


Partager tsy afeniko

Commenter tsy afeniko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'i Fenomanana