4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tonga ny mpamonjy - Antsan'i Fenomanana





REF: Mifalia eny mifalia

Fa ho avy anio izao

Ilay Tompo andrasanao

Tonga hamonjy izao tontolo izao







1- Fa Jesoa Tompo ilay be fahefana

Nanetry tena mba ho vonjinao

Mendrika Azy ny dera sy ny saotra

Koa asandrato ny hira fiderana.





2- Ny fangejana mamatotra ny tany,

Diovy avokoa, ho fongorana

Fa fo madio, feno fanetren-tena

No atolory ho sorom-pandresena.





Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

Partager tonga ny mpamonjy

Commenter tonga ny mpamonjy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'i Fenomanana