4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Iray aina amin\'i kristy - Antsan'i Fenomanana











REF: Isika izao iray aina,

Na dia tsy iray saina

Fa ampiraisin’ny fiangonana,

Iorenan’ny finoana.





1- Isika izao taranak’i Kristy

Koa nahoana no tsy hiara-dia ?

Hanohy ny efa natomboka tety

Hampanjaka lalandava ny fitia.



2- Lalantsarotra no ho diavina

Ny adidiy aoka tsy ho lavina

I Kristy no ndeha ho fitaratra

Ka tsy hitaraina hoe : sasatra.





3- Ady mafy no atrehina

Anaherezo ny fo sy saina

I Kristy no lohan’ny tafika

Handrindra sy hahatafita



4- Hirifiry mafy no niharetany

Hanavotany ny vahoakany

I Kristy no lohan’ny Fiangonana

Iorenan’ny finoana.





Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

Partager iray aina amin\'i kristy

Commenter iray aina amin\'i kristy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'i Fenomanana