4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manaova re ny marina - Antsan'i Fenomanana







1- Fa nankaiza no toa adino tsy tsaroana

Toa nanjavona natelin’ny fandrosoana

Ireny harena sarobidy navelan’ny Razana taloha

Zary maty, natory tsy nifoha



2- Izao anefa no tsarovy

Mpivahiny izaho sy ianao

Izao rehetra izao anie mora miofo

Mbola ho avy ilay andro

Hiantsoany anao indray



3- Ka aiza re no hisy toerana mangina

Hiafenanao ny tavan’ilay nahary ?

Indrisy nofy izany!

Fa raha mbola velona amin’ity tany ity

Manaova ny marina.

Partager manaova re ny marina

Commenter manaova re ny marina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'i Fenomanana